| Entrée | 1 fandentehana |
| Radical | 2 lentika |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fanatsatohana: Fandentehana fantsika.
5 Fanasitrihana, fandrendrehana: Fandentehan' ny onja ny lakana. 6 Famelezana izaitsizy, fampihitsohana, fampidirana amin' ny kizo: Tsy anerany izay fandentehan' ny mpitsara azy izay. [1.1] |
| Explications en français |
7 L’action de plonger, le lieu, l’action d’aggraver les torts de quelqu’un, de le perdre.
[1.3#401] 8 fixation. [1.13] |
| Exemples |
9 ... na ho fanindrahindrana na ho fandentehana, na ho fombana na ho fitsivalanana, na ho fampiononana na ho famalifaliana: raha efa hitaona olona na hanapa-javatra na amin' inona na amin' inona, dia tsy vita raha tsy kabary na laha-teny.
[2.298#]
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|