Entrée | 1 fandavorariana |
Radical | 2 lavorary |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fanaovana izay hahalavorary, hahatomombana, hahatanteraka |
Explications en français |
5 [1.3#394] Le perfectionnement, l’accomplissement 6 [1.13] finition |
Exemples |
7 Isaorana koa ireo mpitantsoratra niara-nihosina tamin'ny fandavorariana ny boky [2.606#] 8 Tsy dia ilana herin-tsandiy loatra ny asa ato, saingy ifotoran' ny fandavorariana ny asa ny fananana fifantohan-tsaina sy fihetsika kinga [2.445#] |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2023/01/07 |