|
|
|
|

Entrée1  fandambolamboana
Radical  2 lambolambo
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fandamananamba hililotra tsara: Vita tsara ny rafitr' itỳ latabatra fa ny fandambolamboana azy sisa.
5 Fanatsarana, fandokandokafana: Na manao ahoana na manao ahoana fandambolamboanao izany hevitra izany, hevitra manodoka fotsiny io fa mamohehatra.
6 Fanafosafoana, fanambatambazana: Tsy hampiova ny hevitro ny fandambolamboanao ahy. [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12