| Entrée | 1 fandambana | 
| Radical | 2 lambana | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   tsihy kely fametrahan-tsakafo solon-databatra ho an'ny ray aman-dreny ao an-trano na sakafo ho an'ny vahiny [Tanala]
 [1.78] 5 Fomba entina mandambana na manemitra amin'ny tsihy Fomba entina mandambana na mamehy (herana na zozoro) amin'ny antontany Fomba entina mandambana na maka valala amin'ny lamba [1.1] | 
| Anagrammes | 6 fanan-damba, 7 fandambana | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |