|
|
|
|

Entrée1  fandamaka
Radical  2 lamaka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fomba entina mandamaka, izany hoe manao marin-tampona, mitovy tantana; fomban' ny olona mandry tsy afaka miarina, fomban' ny olona mifototra amin' ny raharaha. [1.1]
Explications en français  5 la manière de niveler. [1.3]

Mis à jour le 2025/09/12