Entrée | 1 fandalo-drary |
Mots élémentaires | 2 fandalotra, rary |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 [1.1] vazan' omby entina manalama ny tsihy rarina na mampiray tsara ny masondrara |
Explications en anglais |
5 [1.2] [Mod. s. from mandalotra (lalotra), and rary, plaiting.] The jaw-bone of an ox used in smoothing the plaits of mats, hats, etc. |
Exemples |
6 Noho izany dia naka vato fandalodrary sy vodi-kifafa ary fivelifandraka izy ka napetrany teo amin' ilay niterahan-dRafara; [2.69#] |
Mis à jour le 2023/09/09 |