|
|
|
|

Entrée1  fandadiana
Radical  2  lady
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fikisahana amin' ny tany: Mahavanana ny fandadian' io bibilava io
Fandehanana amin' ny tongotra sy ny tanana: Ny fandadian' ny zaza raha mbola kely
Fananihana: Ny fandadian' ny vahy amin' ny hazo

Anagrammes  5  fandadiana, fidanadana

Mis à jour le 2023/03/03