Entrée | 1 fanazimbana |
Radical | 2 zimba |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fanaovana tsinontsinona, fanivaivana, fanebahana: Lotika aho nahita ny fanazimbana ny torohevitra nomeko azy Faniratairana, fanevatevana: Fanazimbana zava-masina izao ataonao izao |
Explications en français |
5 [1.3#873] L’action de déprécier, de mépriser, de ridiculiser, d’insulter, la cause |
Exemples |
6 Diso koa izany fiheverana ny Antakay ho mpikomy sy malaza ratsy izany: tsy ekenay mihitsy io fanazimbana tsy an-drariny io. [2.245#] 7 Dia niteny tamin' ny vahoaka niaraka taminy izy ka nanao hoe : "Afa-baraka lahy aho noho ny teny fanazimbana nataon-dRabenimiehaka. [2.69#] |
Anagrammes | 8 |
Mis à jour le 2025/01/21 |