|
|
|
|

Entrée1  fanazimbana
Radical  2 zimba
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fanaovana tsinontsinona, fanivaivana, fanebahana: Lotika aho nahita ny fanazimbana ny torohevitra nomeko azy.
5 Faniratairana, fanevatevana: Fanazimbana zava-masina izao ataonao izao. [1.1]
Explications en français  6 L’action de déprécier, de mépriser, de ridiculiser, d’insulter, la cause. [1.3#873]
Exemples  7  Diso koa izany fiheverana ny Antakay ho mpikomy sy malaza ratsy izany: tsy ekenay mihitsy io fanazimbana tsy an-drariny io. [2.245#]
8  Dia niteny tamin' ny vahoaka niaraka taminy izy ka nanao hoe : "Afa-baraka lahy aho noho ny teny fanazimbana nataon-dRabenimiehaka. [2.69#]

Mis à jour le 2025/09/12