Entrée | 1 fanazavana |
Radical | 2 zava |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fanovana izay hampahazava: Ampio labozia iray fa tsy ampy ny fanazavana itỳ efitra itỳ izany Filazalazana misimisy kokoa mba hahazoana zavatra iray: Omeo fanazovana kely aho hoe momba io raharaha io Fivoasana, famoaboasan, filazana heviteny: Misy sarotra iheny indraindray ny fanazavana hain-teny |
Explications en anglais |
5 [1.7] the act of illuminating; an explanation |
Explications en français |
6 [1.3#870, 1.8] action d'illuminer, d'éclairer 7 [1.3#870] L’action de bien expliquer, de rendre distinct, le moyen, la cause 8 [1.13, 1.8] explication |
Exemples |
9 Fanazavana ny amin' ny fiovan' ny diany. [1.38#376] 10 Nanohy ny fanazavana ihany ireto namako. [2.356#] 11 Telo karazana ny fanazavana voasoratra ao. [2.117#] 12 Tehaka be no nandraisan' ny mpihaino ny fanazavana. [2.472#194] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |