|
|
|
|

Entrée1  fanazarana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  zatra
Tous les mots composés 
Explications en malgache  10  [1.1] Fampiasana matetika mba hahatonga mora mahay: Mila fanazarana ny fahaizana marika ankandrina
Fanaovana izay hahatonga ho zatra, ho tamana; fantamanana: Tsy sarotra ny fanazarana ny alika raho mbola kely
Explications en anglais  11  [1.7] training, esp. for sports
Explications en français  12  [1.3#869] L’action d’habituer, d’accoutumer, le moyen, la cause
13  [1.8] entraînement, spéc. pour les sports, exercices
14  [1.13] entraînement, exercice
Exemples  15  [2.445#] Ataoko toy ny eo amin' ny ohatra ny fanazarana ary adika-ko avy eo.
Synonymes  16  fankazarana

Mis à jour le 2025/08/10