|
|
|
|

Entrée1  fanaviana
Radical  2 avy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fisondrotan' ny hafanan' ny tena, izay matetika miaraka amin' ny aretina iray izay manindry ny tena: misy fanaviana raha voan' ny tazo na sery mahery, sns... [1.1]
Explications en anglais  5 fever, a slight illness [1.7]
Explications en français  6 fièvre bénigne [1.8]
Vocabulaire  7  Santé

Mis à jour le 2025/09/12