| Entrée | 1 fanavaozana | 
| Radical | 2 vao | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fanoloana hala: Isaky ny efatra na dimy taona no fanovaozana ny fitaovam-pambolena Fanamboarana ho tonga tahaka ny vaovao: Fanavaozana fiarakodia mihitsy raha itỳ trano fanamboarana Famerenana indray, fanindraozana: Raho tianao, dia hanao fanavaozana ny fifanekentsika isika izao. / Fanavaozana ny toky nomena tamin' ny batemy [1.1] 5 [1.13] | 
| Explications en anglais | 6   renewal [1.7] | 
| Explications en français | 7   renouvellement, rénovation [1.8] 8 régénération [1.13] | 
| Tous les mots composés | 9 fanavaozana ny fananan-tany | 
| Analogues | 10 fihavaozana | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |