| Entrée | 1 fanatsofana |
| Radical | 2 tsofa |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fanapahana amin' ny tsofa
[1.1] 5 fanapahana na famakiana hazo na vy amin'ny tsofa [1.13] |
| Explications en français |
6 L’action de scier, de limer, l’instrument, le lieu
[1.3#790] 7 sciage [1.13] |
| Exemples |
8 Dia roso indray aho nitady fanampiana tamin' ny faritanin' Antananarivo hividianana milina famankonana sy fanatsofana.
[2.356#]
|
| Tous les mots composés | 9 fanombohana ny fanatsofana |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|