|
|
|
|

Entrée1  fanatrehana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  atrika
Explications en français  4  [1.3#66] L’action d’assister, la présence
Exemples  5  [2.470#] Nitombo fahasalamana tokoa Rasoa ka dia ny fanatanjaha-tsaina amin' ny fanatrehana adidy sisa no imasoana.
6  [2.472#] Rehefa misy fahoriana mihatra amin' ny firenena na faritany, tokony hiray hina ny mponina ary hifanampy amin' ny fanatrehana izany fahoriana izany.

Anagrammes  7  fahanterana, fanatrehana

Mis à jour le 2025/07/29