|
|
|
|

Entrée1  fanatonana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  hatona
Explications en malgache  4  [1.1] Fanakaikezana
Explications en français  5  [1.3#225] L’action de s'approcher, la cause
Exemples  6  [4.27#] Tsy nisy toraka izany koa ny fanatonana ny Filankevi-Pirenena momba ny Asa tamin' ny didim-panjakana lah.
7  [2.472#] Betsaka ny zavatra natao : fangatahana lalana, fanatonana ny polisy, fanomanana ny vata, fitadiavana fiarakodia.

Anagrammes  8  antafonana, fanatonana, faon-tanana, foantañana

Mis à jour le 2025/07/29