|
|
|
|

Entrée1  fanatanjahantena
Mots élémentaires  2  fanatanjahana, 3  tena
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5  [fanatanjahan-tena] Fitambaran' ireo fampiasan-tena isan-karazany: fandehanana an-tongotra, hazakazaka, fibatan-javatra, lomano, fanetsehana ny tanana, sandry, tongotra, fanalefahana ny hozatra, sns... mba hanatanjahana, hanamafisana ny tena [1.1]
Explications en français  6  éducation physique [1.13]
Exemples  7  Ireny fihetsiketsehana sy fanatanjahantena rehetra ireny dia vao mainka nampisy aina ny fitaizana sy ny fampianarana teo Antanisoa. [2.356#]
Vocabulaire  8  Sports

Mis à jour le 2025/09/12