|
|
|
|

Entrée1  fanatakoboka
Radical  2 takoboka
Partie du discours  3  nom ou adjectif
Explications en malgache  4 Fomba entina manatakoboka, manafina ao anaty lamba
5 Azo afenina ao anaty lamba: Tsy fanatakoboka ny akoho [1.1]

Anagrammes  6 fanatakoboka, 7 takobo-kafana

Mis à jour le 2025/09/12