Entrée fanasan > fanasana (asa)
Partie du discours nom
Explications en malgache Sakafo lehibe iarahan' ny olona maro nasaina mihinana [1.1]
 Fiangaviana am-panalana mba ho tonga handray anjara amin' ny sakafo na lanonana iray: Tsy afaka handà ny fanasako ianao noho ny fifankatiovantsika
Fandranitana fiasana: Vatoasana no fanasana ny antsy [1.1]
Explications en anglais A feast, a banquet [1.2, 1.7]
Explications en français Festin, banquet; invitation [1.8]
Exemples Manonofy manatrika fanasana be : hafaliana vonjy andavan' andro ihany. [1.381]
Synonymes fanasam-be
Mots composés 
Phytonymes 
Titres Kabary am-panambadiana sy amin'ny fanasana (Rasamuel Maurice)
Articles 

Entrée fanasan > fanasana (sasa)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanadiovana mba hialan' ny loto: Anio no fanasan' ny kilasimandry lamba [1.1]
Explications en anglais A washing place, or anything used for washing, as soap, a stone, etc. [1.2]
 Washing clothes, washing [1.7]
Explications en français Action de laver, instrument pour laver, [...] [texte complet dans 1.5]
 La lessive, action de laver le linge [1.8]
Exemples Teo alatrano no nisy ny robine fakana rano sy ny fanasana lamba. [2.356]