Entrée fanasaliana (saly)
Partie du discours nom
Définition malgache Fametrahana (hana...) vetivety eo ambony afo mba hahazoana mihinana azy; fanamainana hena na hazandrano amin' ny setroka [Rajemisa 1985]
 fanatanitanihana amin'ny afo [SLP 1986]
Définition française fumage [SLP 1986]
Vocabulaire 
Synonymes fanasalisaliana

2012/11/08