|
|
|
|

Entrée1  fanariana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  ary
Tous les mots composés 
Explications en français  6  [1.3] le rejet, l'abandon, le lieu, l'instrument
7  [1.13] vidange, évacuation
Exemples  8  [2.472] Ny fanariana ny maloto dia toy ny amin' ny miaramila miantafika : hady lava amin' ny ila toby andrefana, nasiana fefy ravina sy nefitreferina.
9  [2.470] Tsy tsipelinteny iray anefa hainy, tsy fitiavana te hahay mamaky nibosesika tao am-pony fa fanariana dia fotsiny amin' ny fiandrasana an-dRavokatra sy ireo namany.
Proverbes  10  Proverbes contenant le mot fanariana

Anagrammes  11  anafarany, fanairana, fanaraina, fanariana, farananay, fianarana, fiaranana, ifaranana, niafarana

Mis à jour le 2025/08/10