| Entrée | 1 fanaratsiana | 
| Radical | 2 ratsy | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en anglais | 4   evil speaking, slander [1.7] | 
| Explications en français | 5   calomnie [1.3#516, 1.8] 6 L’action de dénigrer, de rendre laid [1.3#516] 7 dénigrement [1.8] | 
| Exemples | 8   Tsy mana- kery ho enti-mamely izy, ka dia ny fanaratsiana no ataony betsaka.
[1.519#] 9 Ireny fanaratsiana sy fanoherana ireny dia mainka koa nanamafy ny firaisan' ny Mpirotsaka an-tsitrapo izay tena mbola vitsy kely tokoa. [1.369#] | 
| Proverbes | 10 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |