|
|
|
|

Entrée1 fanarabiana
Radical  2haraby
Partie du discours  3 nom
Explications en malgache  4 Fanesoana; famazivaziana [1.1]
Explications en anglais  5 mockery [1.7]
Explications en français  6 l'action de railler, de persifler [1.3#217]
7 moquerie, raillerie [1.8]
Exemples  8 Avy eo miseho ny tantara rehetra misary fanarabiana; [2.470#]
9 Tsy nilaza izany anefa Ranary, satria fanarabiana no dikany. [2.270#]
10 Fanesona sy fanarabiana no nameno ny feony nanambarana izany, fa mbola ninia ts niraika ihany ao. [2.944#]

Mis à jour le 2025/09/12