|
|
|
|

Entrée1 fanapahana
Radical  2tapaka
Partie du discours  3 nom
Explications en malgache  4 Fizarana (zavatra) roa misaraka tsara: Fanapahana mofo
Fiatoana, fijanonana: Tsy nitohy ny fivoriana, fa nisy fanapahana kely teo amin' ny mitataovovonana
Fandidiana: An' ny lehiben' ny fokontany ny fanapahana ny amin' izany
Tsy fahatongavana hiasa: Nohony fanapahanao telo andro dia hanesorana ny karamanao [1.1]
Explications en anglais  5 the act of cutting; the act of deciding; government, authority [1.7]
Explications en français  6 action de couper; action de prendre une décision; gouvernement, autorité [1.8]
7 coupe, découpage, tranchage, tronçonnage, décision, interruption, amputation [1.13]
Exemples  8 Anaovana fitànana an-tsoratra ny fanapahana nofaranana. [1.320#]
9 Azy ny fanapahana, ka izay ataony mahatrara antitra azy! [2.298#]
Analogues  10 fandidiana
Tous les mots composés  114 combinaisons de ce mot

Mis à jour le 2025/11/02