|
|
|
|

Entrée1  fanantonana
Radical  2  hantona
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fanakiraviravezana, fanakirazorazoana
Explications en français  5  [1.3#215] L’action de suspendre, ce qui sert à suspendre
Exemples  6  ary ho an' ny rehetra, dia nisy Tranobe iombonana natao hoe Tranobe fanantonana Amponga, satria tao no nahantona ny amponga fively rehefa antsoina hivory ny olona rehetra. [2.508#]

Anagrammes  7 

Mis à jour le 2025/01/21