Entrée fanantatra (santatra)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fomba entina manantatra, izany hoe mihinana na manao zavatra vao voalohany [1.1]
Explications en français Ce qu’on peut commencer, manière de commencer [1.3]
Exemples Re indray nony avy eo, fa tsy fantatra ny tena hamarinan' izany resaka mandeha izany, fa ny fanantatra dia mibory daholo ihany ny olona. [2.472]

Mis à jour le 2023/01/07