|
|
|
|

Entrée1  fanantana
Radical  2  tantana
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Hazo fisaka marani-bava ohatra ny lelantsy, izay andonana ny kofehy fahantenona roba hampikitroka tsara ny mason-tenona
Ankamantatra: Mivelatra ilay Malemy ka midoboka Raotozofy (ny tenona sy ny fanantana)
Explications en anglais  5  [1.2] [Mod. s. from manantana (tantana).] A batten used in weaving.
Proverbes  6  Proverbes contenant le mot fanantana

Mis à jour le 2020/07/31