| Entrée | 1 fananahana |
| Radical | 2 anaka |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Organa izay itomboan' ny zaza na ny zana-biby vao torontoronina ao an-kibon-dreniny.
[1.1] 5 fampitomboana taranaka. [1.13] |
| Explications en anglais |
6 [Mod. s. from manananaka (anaka).] The womb..
[1.2] |
| Explications en français |
7 la matrice.
[1.3] 8 matrice, utérus. Rac. Anaka.. [Tankarana] [1.19] 9 reproduction. [1.13] |
| Vocabulaire | 10 Biologie |
| Analogues | 11 fananahanatsymilatsiry, 12 tranonjaza, 13 vohoka |
| Tous les mots composés | 14 3 combinaisons de ce mot |
| Anagrammes | 15 fanahanana, 16 fananahana |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|