|
|
|
|

Entrée1  fanamboarana
Radical  2  voatra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fanomezana endrika: Mila fanamboarana kely ity sary itỳ
Fanomanana, fikarakarana: Iza no hiandraikitra ny fanamboarana ny efitra hampidirana ny mpanambady?
Fandrindrana, fandaminana: Ho sarotra ihany ny fanamboarana ny fanambadian' ireto tanora ireto
5  [1.13] fanomezana bika zavatra iray
fanamboarana ara-ivondanja: fampiharana miako mitahiry ivondanja
fanamboarana ho mira mpanondro: fanovàna ampaha ho mira mpanondro
fanamboarana ny tambatra: fanehoana ny tambatra amin'ny tomba hafa
Explications en anglais  6  [1.7] the act of arranging, preparing, or repairing
Explications en français  7  [1.3] l'action d'arranger, de préparer, de réparer; l'instrument, la cause
8  [1.8] action de préparer, d'arranger, de réparer
9  [1.13] fabrication, usinage, transformation, façonnage
fanamboarana ara-ivondanja: transformation barycentrique
fanamboarana ho mira mpanondro: réduction des fractions au même dénominateur
fanamboarana ny governemanta: remaniement du gouvernement
fanamboarana ny simba: réparation
fanamboarana ny tambatra: transformation de la somme
fanamboarana vola baoritra: confection de monnaies et de billets factices
Exemples  10  Samy nanao izay ho vitany tamin' ny fanarenana na fanamboarana ny tranony ny olona. [2.472]
Vocabulaire  11  Mathématiques
Analogues  12  fanaovana

Mis à jour le 2023/01/20