Entrée fanamboarana (voatra)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fanomezana endrika: Mila fanamboarana kely ity sary itỳ
¶ Fanomanana, fikarakarana: Iza no hiandraikitra ny fanamboarana ny efitra hampidirana ny mpanambady?
¶ Fandrindrana, fandaminana: Ho sarotra ihany ny fanamboarana ny fanambadian' ireto tanora ireto [Rajemisa 1985]
   fanomezana bika zavatra iray
¶ fanamboarana ara-ivondanja: fampiharana miako mitahiry ivondanja. [Vocabulaire: Mathématiques]
¶ fanamboarana ho mira mpanondro: fanovàna ampaha ho mira mpanondro. [Vocabulaire: Mathématiques: arithmétique]
¶ fanamboarana ny tambatra: fanehoana ny tambatra amin'ny tomba hafa [SLP: Voambolana]
Définition anglaise   the act of arranging, preparing, or repairing [Hallanger 1973]
Définition française   l'action d'arranger, de préparer, de réparer; l'instrument, la cause [Abinal 1888]
   action de préparer, d'arranger, de réparer [Hallanger 1974]
Définition française   fabrication, usinage, transformation, façonnage
¶ fanamboarana ara-ivondanja: transformation barycentrique. [Vocabulaire: Mathématiques: géométrie]
¶ fanamboarana ho mira mpanondro: réduction des fractions au même dénominateur. [Vocabulaire: Mathématiques: arithmétique]
¶ fanamboarana ny governemanta: remaniement du gouvernement. [Vocabulaire: Politique]
¶ fanamboarana ny simba: réparation
¶ fanamboarana ny tambatra: transformation de la somme
¶ fanamboarana vola baoritra: confection de monnaies et de billets factices [SLP: Voambolana]
Exemples   Samy nanao izay ho vitany tamin' ny fanarenana na fanamboarana ny tranony ny olona. [Andraina: Mitaraina, page 36]
Analogie   fanaovana

Mis à jour le 2014/06/11