| Entrée | 1 fanambatambazana |
| Radical | 2 tambitamby |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fanafosafoana na fanehatehafana malefaka amim-pitiavana; fiangaviana (olona) amin' ny fanomezanjavatra na karama azy, na fanaovana izay hahafaly azy.
[1.1] |
| Explications en anglais |
5 the act of enticing or coaxing.
[1.7] |
| Explications en français |
6 action de cajoler.
[1.3#659, 1.8] 7 l'action de caresser, de consoler, le motif. [1.3#659] 8 action d'allécher. [1.8] |
| Exemples |
9 Nanjary nitondra ronono iray litatra isan-kerinandro hiantsena ilehio taty aoriana ho fanambatambazana azy.
[2.470]
10 Raha ny marina no holazaina, fanamaivanana ravindravina ivelany ihany izany, fanambatambazana eritreritra somary tefy manta. [2.472] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|