| Entrée (1/2) | 1 fanalana | 
| Radical | 2 ala | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fanesorana: Tsy nankasitrahan' ny olona ny fanalana ilay mpampianatra [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   [Rel. s. from manala (ala).] That which removes anything. [1.2] 6 the act of removing [1.7] | 
| Explications en français | 7   action de prendre, d'ôter [1.8] | 
| Exemples | 8   Mila fahaizana koa ny fanalana ny hena hatao tono manimanitra.
[2.245#] | 
| Tous les mots composés | 9 9 combinaisons de ce mot | 
| Synonymes | 10 fanala | 
| Entrée (2/2) | 11 fanalana | 
| Radical | 12 ala | 
| Partie du discours | 13 nom | 
| Explications en malgache | 14   Asa marika, fanesorana isa kely amin' ny isa lehibe noho izy: Firy ny valin' ny fanalana telo ambin' ny folo amin' ny roapolo [1.1] | 
| Explications en français | 15   soustraction [1.13] | 
| Vocabulaire | 16 Mathématiques: arithmétique | 
| Synonymes | 17 fangalana | 
| Proverbes | 18 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 19 falanana, 20 fanalana | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |