|
|
|
|

Entrée1  fanalangalana
Radical  2 halangalana
Partie du discours  3  nom ou adjectif
Explications en malgache  4 Fomba entina manalangalana, mampisaraka, mampihataka tsy ho tratran' ny loza.
5 Azo ahataka tsy ho tratran' ny loza. [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12