|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fanalana
Radical  2  ala
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fanesorana: Tsy nankasitrahan' ny olona ny fanalana ilay mpampianatra [1.1]
Explications en anglais  5  [Rel. s. from manala (ala).] That which removes anything. [1.2]
6  the act of removing [1.7]
Explications en français  7  action de prendre, d'ôter [1.8]
Exemples  8  Mila fahaizana koa ny fanalana ny hena hatao tono manimanitra. [2.245#]
Synonymes  9  fanala
Mots composés 

Entrée (2/2)13  fanalana
Radical  14  ala
Partie du discours  15  nom
Vocabulaire  16  Mathématiques: arithmétique
Explications en malgache  17  Asa marika, fanesorana isa kely amin' ny isa lehibe noho izy: Firy ny valin' ny fanalana telo ambin' ny folo amin' ny roapolo [1.1]
Explications en français  18  soustraction [1.13]
Synonymes  19  fangalana
Proverbes  20  Proverbes contenant le mot fanalana

Anagrammes  21  falanana, fanalana

Mis à jour le 2023/09/02