|
|
|
|

Entrée1  fanakobanana
Radical  2  kobana
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fanatsikebonana ny rano ka miloatra ny loto; fanetsiketsehana, fanatsobohana ny lamba sasana ao anaty rano madio; fampivontosana
Explications en français  5  [1.3#344] L’action d’agiter, de remuer, de faire gonfler, l’instrument, le récipient
6  [1.13] rinçage
Exemples  7  Na dia tsy mampidi-doza aza io zavatra manarona io dia hanampy amin'ny fanesorana izany ny fanakobanana ny vava amin'ny rano matimaty misy sira sy karibaonetra imbetsaka ao anatin'ny iray andro. [2.424#]

Mis à jour le 2024/12/11