Entrée fanakalo (takalo)
Partie du discours nom ou adjectif
Explications en malgache Fomba entina manakalo
Azo atakalo: Tsy mba fanakalo ny zavatra sarobidy toy itony [1.1]
Exemples Ary tamin' izany andro izany koa, no voalohany, nanipanaovan-dRanavalomanjaka, ny Latsa-droavoamena, nasainy natao mitovy amy ny farantsa-feno, no fanakalo azy [2.59]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/04/14