|
|
|
|

Entrée1  fanajanonana
Radical  2 janona
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fampiatoana: Itỳ ve ny fanajanonana fiara?.
5 Tsy famelana hanohy, famelana, fametrahana: Tsy maintsy atao ara-dalàna tsara ny fanajanonana mpiasa. [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12