Entrée fanaingana (ainga)
Partie du discours nom
Définition malgache Fibatana ho ambonimbony kokoa: Tsy vitako ny fanaingana io vata io
¶ Fitaomana, fanentanana: Nikoizana ny fanaingan-dRakoto ny mpitokona hiasa [Rajemisa 1985]

2009/02/23