Entrée | 1 fanahazana |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 hahy |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fainelarana zavatra eo amin' ny hainandro mba ho maina; toerana amelarana zavatra mba ho maina: Ataovy erỳ amin' ny fanahazan-damba itỳ |
Explications en français |
5 [1.3#205] L'action de mettre au séchoir, le lieu, le temps |
Exemples |
6 [2.472#] Eo amin' ny fanahazana azy eo an-tokontany, miseho ihany ny tiana hafenina.
|
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |