|
|
|
|

Entrée1  fanafy
Radical  2 tafy
Partie du discours  3  nom ou adjectif
Explications en malgache  4 Fomba entina manafy, manome lamba na akanjo hitafiana.
5 Azo tafiana, tokony hotafiana: Ny mahantra tahaka ireny no fanafy. [1.1]

Anagrammes  6 fafañy, 7 fanafy, 8 fifana~, fifana, 9 finafa

Mis à jour le 2025/11/10