Entrée | 1 fanafoanana |
Radical | 2 foana |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en français |
4 l'action de vider, de dévaliser, de rafler, d'annuler [1.3] 5 annulation [1.13] |
Exemples |
6 Araka ny hevitray tokoa dia ny lamandy sy ny sazy fotsiny ihany no voakasiky ny fanafoanana.
[4.27]
7 Noho ny fahalalana nombam-pikirizana nataony tany amin' ny Antenimieram-Pirenena frantsay sy teto an-toerana, azony ny fanafoanana ny miaramilam-potaka. [2.472] 8 Antony iray lehibe nitarika ny fitokonan'ny mpianatra, niteraka fanonganam-panjakana io, ka anisan'ny fitakiana fototra nataon'ny vahoaka ny fanafoanana ny sekoly miangatra! [2.503] |
Tous les mots composés |
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |