Entrée | 1 fanadinoana |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 hadino |
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
5 [1.1] Tsy fahatsiarovana ny lasa; finiavana tsy hahatsiaro ny lasa: Matetika ny fanadinoana ihany no fanafodin' ny fanahy na fo naratra |
Explications en français |
6 [1.3#202] l'oubli, l'action d'oublier, de pardonner |
Exemples |
7 [2.944] Hanampy anao hikatsaka fanadinoana aho, fa ianao kosa hanampy ahy. 8 [2.499] Aoka izay ny lasa hilevina mandifotr' olona any anaty lavaky ny fanadinoana. |
Proverbes | 9 Proverbes contenant le mot fanadinoana |
Anagrammes | 10 fanadinoana, nandafianao |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |