Entrée fanadinoana (hadino)
Partie du discours nom
Définition malgache Tsy fahatsiarovana ny lasa; finiavana tsy hahatsiaro ny lasa: Matetika ny fanadinoana ihany no fanafodin' ny fanahy na fo naratra [Rajemisa 1985]
Définition française l'oubli, l'action d'oublier, de pardonner [Abinal 1888]
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Hanampy anao hikatsaka fanadinoana aho, fa ianao kosa hanampy ahy. [Andriamalala: Vohitry]
2Aoka izay ny lasa hilevina mandifotr' olona any anaty lavaky ny fanadinoana. [Rajaonarivelo: Bina, page 101]
Citations 

2017/07/30