| Entrée | 1 fanadinana |
| Partie du discours | 2 nom |
| Radical | 3 adina |
| Tous les mots composés |
|
| Explications en malgache |
8 [1.1] Fanontaniana, fanantsafana: No tsy valianao ny fanadinana ataoko aminao? Fakana am-bavany, famotorana: Naharitra adiny telo ny fanadinan' ny Kaomisera an' ilay mpisoloky Fitsapana fahaizana: Hanomboka anio na fanadinan-dry Fara Manala na maka fanadinana |
| Explications en anglais |
9 [1.2] an examination, or a book of questions. 10 [1.7] an examination |
| Explications en français |
11 [1.3] L'examen, les questions 12 [1.4] information 13 [1.8] examen |
| Exemples |
14 [2.499] Tonga ary ny fanadinana. 15 [2.472] Ka raha tsy afaka fanadinana aho? |
| Anagrammes | 16 fanadinana, fandainana, fandaniana, nandafiana |
| Mis à jour le 2025/08/10 |
|