|
|
|
|

Entrée1  fanadihadiana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  hadihady
Tous les mots composés 
Explications en malgache  8  [1.62] famakafakana sy famotopotorana lalina hahalalana ny antony sy ny marina: Natao tamin' ny antsipiriany mihitsy ny fanadihadiana
Explications en français  9  [1.3#202] information, action de scruter
10  [1.13] enquête
Exemples  11  [2.436#] sady mpanoratra izy no mpanao fikarohana sy fanadihadiana.
12  [2.117#] Ny fanadihadiana sy ny fikarohana no mety hahafantarana azy ireny.

Mis à jour le 2025/08/10