|
|
|
|

Entrée1  fanadalana
Radical  2  adala
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  filalaovana (olona), fametsifetsena, fanambakana; fitaomana amin' ny alalan' ny fangolingolena: izao no vokatry ny fanadalan' ny zanakao ny zanak' anabaviko
5  fandrebirebena, fampivezivezena, fampitotototoana: loza ny fanadalan' ny mpiasam-bahoaka sasany ny olona fa asainy mankatsy, asainy mankaroa [1.1]
Explications en français  6  L'action de duper, d' importuner, moyen employé pour duper, le motif, le lieu, le temps [1.3]

Mis à jour le 2023/01/20