Entrée | 1 fanabeazana |
Radical | 2 be |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fanolokoloana ny zaza mba hanomezana azy toetra tsara ka hahatonga azy ho lehibe, ho olom-banona: Zava-tsarotra, ary manombokaindrindra eo amin' ny fianakaviana, ny fana beazana ny zaza |
Explications en français |
5 [1.13.fr#49] éducation |
Exemples |
6 Tsy ampy fanabeazana fototra ny olona; [2.445#58] 7 nitarika azy hitia ny hafa ny fanabeazana azony. [1.369#] 8 Heveriko fa fanabeazana ilaina amin' ny ankizy izany. [2.4#11] |
Mots composés |
|
Titres |
15 Fanazarana hiteny, fanabeazam-boho : tari-desona ho an'ny mpampianatra (Ranaivomanana Raymond) 16 Voambolana ampiasaina eo amin' ny fanabeazana ny tanora ho olom-pirenena : Vocabulaire pour l' éducation civique des jeunes (Akademiam-pirenena Malagasy) 17 Voambolana momba ny fanabeazana sy ny fanofanana : Vocabulaire de l'éducation et de la formation (Akademiam-pirenena Malagasy) |
Mis à jour le 2023/06/04 |