|
|
|
|

Entrée1 fampivondronana
Radical  2vondrona
Partie du discours  3 nom
Explications en malgache  [2.508#]
Exemples  4 Nifamatotra tamin' ny velirano ny Mpanjaka sy ny Mpanolotsainy ary ny vahoaka, ka ny Mpanjaka tsy hivadika amin' ny adidy fampivondronana sy fampihavanana; [2.508#]
5 Efa noresahintsika ny atao amin' izao fotoana izao dia ny fampifangaroana, ny fanaparitahana sy ny fampivondronana ny fianakaviana any amin' ny site natokantokana. [1.369#]

Mis à jour le 2025/09/12