|
|
|
|

Entrée1  fampivoarana
Radical  2  voatra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.13.mg#49] fampandrosoana sy fanatsarana ny lafim-piainana rehetra
Explications en français  5  [1.13.fr#49] développement
Exemples  6  Nahery vaika va izany fanoherana ny fampivoarana ny vahoaka izany? [2.366#]
7  Ny Fanjakana dia mandray ho adidy ny fampivoarana ny fanofanana arak' asa. [1.320#]
Vocabulaire  8  Economie: finances, gestion
Mots composés 

Mis à jour le 2023/08/29