|
|
|
|

Entrée1  fampivelarana
Radical  2 velatra
Partie du discours  3  nom
Explications en français  4 manière de faire épanouir. [1.13]
Exemples  5  Koa izany fampitoviana sy fampivelarana amin'ny any ivelany izany, dia mitarika fomba fisaina mifanohitra amin' ny nentimdrazana izay mitazona ny olona hifototra amin'ny fokony ihany. [2.606#]
Vocabulaire  6  Philosophie
Tous les mots composés  7 fampivelarana ny maha-olona

Mis à jour le 2025/11/09